Fitiavana voalohany – Joseph d’Af

500 Ar

Artiste : Joseph d’Af
Album : Mirehitra indray ny afo

Catégorie :

Description

Paroles de Fitiavana voalohany – Joseph d’Af – Tononkira

Fony aho vao nahalala,
Nandroso tsy nisalasala
Na aiza na aiza tamin’ireny,
Nitory ombieny ombieny

Ny fiainam-bavaka,
Mbola mitohy ve sa tapaka?
Lay hafanana tamin’iny,
Lasa aiza izy ankehitriny?

Tonga eto aho hitady Anao,
Nandritry ny alina ka hatramin’izao
Hanavaozako ny eny,
Havaoziko ombieny ombieny

Refrain:
Inty aho Tompo ô!! Inty aho Tompo ô!!
Raiso aho raha Sitrakao,
fa very aho raha lavitra Anao
Hiverina indray, hiverina indray
Ilay hafanana vao mifoha
Ilay fitiavana voalohany

Mandeha ny andro sy fotoana,
Ny fiainam-panahy koTsiky dia ampya manao ahoana?
Sao tratran’ny andro milentika,
Ny antsoantso efa matetika

Ampianaro aho hahay hanisa,
Izay mety ho androko sisa
Sao vao voafafa ny anarana,
Amin’ny andro ny ampakarina

Avelao hijanona eto ihany,
Avelao mba hitomany
Hiantsoantso Anao,
Hino eo an-tongotrao

Ref:Inty aho Tompo ô!! Inty aho Tompo ô!!
Raiso aho raha Sitrakao,
fa very aho raha lavitra Anao
Hiverina indray, hiverina indray
Ilay hafanana vao mifoha
Ilay fitiavana voalohany

…….Avelao hijanona eto ihany,……..
……………..
…………….
…………………….

Refrain

Informations complémentaires

Artiste

Genre musical

Album

Format

MP3, WMA

Qualité musicale

192 Kbps, 320 kbps

Avis

Il n’y pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Fitiavana voalohany – Joseph d’Af”

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous aimerez peut-être aussi…