Kalvary – Joseph d’Af


Artiste : Joseph d’Af
Album : Mirehitra indray ny afo

500 Ar

Paroles de Kalvary – Joseph d’Af – Tononkira

Manopy ny masoko,an-tenindrim-bohitra aho
Avy aiza moa ny famonjena ahy?
Ilay Mpanjakan’ny Voninahitra,Nandoa ny vidiny ho ahy
Nihositra tao kalvary

Toa hitako ianao voafantsika
Io ilay tongotrao izay voalefona
Nosatrohan-tsilo,nororahina koa
Natao tsinontsinona,
Maty ho ahy Tao KALVARY

Refrain:
Iny Rànao iny, ilay niharetanao
Ilay hazo fijaliny, Dia mafy taminao
Fa Ianao irery ihany Ianao ihany
No nahavita izany

Ilay dian-kapoka no fanasitrananao
Ny Rànao latsaka no famelàna heloka
Ianao ilay vato izay nolavin’ny olona
Nefa tonga fehizoro
Zanak’ondry n’Andriamanitra

Refrain: (×2)

Iny Rànao iny, ilay niharetanao
Ilay hazo fijaliny,
Dia mafy taminao
Fa Ianao irery ihany Ianao ihany
No nahavita izany

Ouuuh Jesosy oh! (mendrika ny dera)
Anaony dera anao ny dera (mendrika ny dera)

Dia mbola Ianao ihany (×2)
No nahavita izany

Refrain:
Iny Rànao iny, ilay niharetanao
Ilay hazo fijaliny,
Dia mafy taminao
Fa Ianao irery ihany
Ianao ihany
No nahavita izany

Catégorie :
Artiste

Genre musical

Album

Format

MP3, WMA

Qualité musicale

192 Kbps, 320 kbps

Based on 0 reviews

0.0 overall
0
0
0
0
0

Be the first to review “Kalvary – Joseph d’Af”

There are no reviews yet.

Vous aimerez peut-être aussi…