Tsisy karaha anao – Joseph d’Af

500 Ar

Artiste : Joseph d’Af
Album : Jesosy no identité-ko

Vendu par Joseph d'Af
Signaler un abus
Catégorie :

Description

Paroles de Tsisy karaha anao – Joseph d’Af – Tononkira

Raha lavitr anao aho de irery
Ny anilanao no feno hery
Interlude refrain

vavy
Tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay

lahy
Fahazavana famarinana

duo
De lalana sy fiainana

lahy
Mahatoky anao zaho malala o
Tsy hisy hafa ankoatranao
Famonjena nataonao
Fanadiovana ota

Hirako ianao sy melodie ny fo
Oe tiko ary ko ti ahy malalako am-panahy

Ref (x2) : Tsisy gny tsar mihotr’anao
miazon ahy ny tananao
raha lavitr anao aho de irery
ny anilanao no feno hery

Fenohery (2)
Ny anilanao
Malalako am-panahy
Eh y eheeeee

Ref (x2) : Tsisy gny tsar mihotr’anao
Miazon ahy ny tananao
Raha lavitr anao aho de irery
Ny anilanao no feno hery

Tsisy karahanao
Tsisy karagnao

lahy
Tsy izaho eky ny hangigny tsy hanambara
Tsy ataoko ategna fa io filazantsara
Fa maty agnao noho ny fahotako
Tompo o tsis hafa ankoatragno

vavy
Fa maty agnao noho ny fahotako
Tompo o tsisy hafa ankoatranao

Tsisy ka raha anao
Hirako ianao sy melodie ny fo ( duo)
Oe tiko ary ko ti ahy malalako am-panahy

Ref (x2) : Tsisy gny tsar mihotr’anao
Miazon ahy ny tananao

Informations complémentaires

Artiste

Genre musical

Album

Format

MP3, WMA

Qualité musicale

192 Kbps

Avis

Il n’y pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Tsisy karaha anao – Joseph d’Af”

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Questions et Réponses

Vous n'êtes pas connecté

Il n’y a pas d’autres offres

Vous aimerez peut-être aussi…